Fanompoana atao atsirambina

11 février 201820 h 26 min

lazyguyJesosy anie hitahy anao androany. Tsy efa nilaza va Izy ka tsy nefainy. Kanefa manana teny ambara aminao ny Tompo androany. Teny andinihan-tena hoe aiza ho aiza isika izao amin’izao lalana izao. Mbola hanohana kely ihany ve? Mino aho fa matoa maheno izao toriteny izao ianao dia tena tin’Andriamanitra tokoa. Tsy misy tanteraka kanefa miezaka mandrakariva ho amin’ny fahatanterahana. Aza atao mandalo fotsiny ny teny fa mba ho fiainana hivelomana isan’andro. Manasa anao indray androany hanaraka ny teny netin’ny mpanompony rahalahy Hezekia