Maizina ampototry ny mazava

25 septembre 202313 h 19 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amin-tsika tsirairay avy. Mahagaga sy mahavariana tokoa matetika fa raha Jerena amin’ny saina amin’ny saina aminy maha-olombelona dia ho hisy olona ve hiainana ao anatin’ny aizina nefa eny an-tanana ny fanilo. Kanefa dia betsaka isika na dia efa niaina sy notazaina tao anatin’ny fampianarana mitondra fahazavana aza dia mbola miaina ao anatin’ny aizina ihany. Miaina ao anaty aizina isika kanefa tsy raisintsika ny fahazavana izay atolotra antsika. Dingana voalohany dia fanetre-tena sy fanatonana ny mazava dia Jesosy izany. teny nentin’i Fr Rivo