Mahareta, aza miova
29 novembre 202416 h 19 min
Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany ho anao izay mazoto manaraka eto. Miezaka mandrakariva mba ho vokisana ny fanahintsika satria ny devoly dia mikendry anao izay mandetaheta ny fahamarinana mba ho lavo. Ny teny zaraina androany dia ny hoe Mahareta, aza miova. Mbola mety ho lava ny fotoana hiandrasan-tsika an’i Jesosy ary ao anatin’ny fiandrasana de ho betsaka ny ho lavo na dia efa izay efa nofidiana aza, fa ianao kosa, Mahareta hatramin’ny farany. Tahaka ireo virijiny 5 hendry izay nanana saina hitondra solika mandrapihavin’ny pampakatra. teny nentin »i Fr Christian
