JMC: Fitoriana filazantsara

27 août 202316 h 54 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amintsika tsirairay avy. Tsy amin’ny hery na fahatanjahana fa amin’ny fanahin’Andriamanitra irery ihany. Nanatotosa fitoriana filazantsara ny tanora Jesosy Mamonjy eto frantsa mba ho fijoroana fa hafaka mbola mampiasa ny tanora Jesosy. Tsy diso anjara amin’izany koa ianao. Ary eto dia manasa anao raha ùbola nisalasala ianao hatramin’izay dia fotoana azonao hanapahana hevitra androany hanantona an’i Jesosy. Tsy ny tanora ihany fa na ny kely na lehibe.