Jesosy tonga handrava ny asan’ny nofo

12 avril 202619 h 17 min

Tsy foana ry namana mpanaraka izao teny zaraina izao ny asa anaton’i Jesosy teo amin’ny hazo fijaliana. Nafoy ny seza fiandrianana hanolotra ny ainy hamonjy antsika. ary indrindra ihany koa handrava izay mety ho asan’ny nofo mety mbola mitambesatra amin-tsika. Mety ao anatin’ny adim-panahy ve ianao noho ireo fahotana sy toetra tsy mitondra fahombiazana izay hiainanao. Te hiala kanefa tsy hafaka. Izay no nahatongavan’i Jesosy. teny nentin’i Pastera Emile