Jesosy ô, hanaraka anao aho

6 mars 202213 h 24 min

Jesosy anie hitahy ny tonkatrano tsirairay avy androany. Tsy amin’ny herin’tsika no mbola afahantsika manohy ny hazakazaka amin’ny fanarahana ny Tompo fa nohon’ny famindrampon’Andriamanitra. Mbola vonona hanaraka an’i Jesosy ve ianao? Ohatra anakiray ny amin’i Nikodemosy izay nanantona an’i Jesosy satria fantany fa misy zava-tsoa ao amin’i Jesosy ka na dia mpahay lalana azy izy dia nantona ‘an’i Jesosy ihany mba hananany fiainana. teny nentin’i Pastera Rivo