Jesosy irery ihany no lalana

28 avril 20255 h 30 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie hitarika antsika hatrany aminy fikatsahantsika ny fahamarinana. Andro vaovao, herin’andro vaovao. Jesosy ani hanavao indray ny fifandraisantsika aminy satria tsy misy lalana hafa azahoantsika famonjena afatsy amin’ny alalan’i Jesosy Kristy irery ihany. Raha mbola tsy nahatsapa ny herin’ilay efa nitsangana ary nandresy ny herin’ny fahafatesana ianao dia mbola manana tombon’andro isika androany afahantsika miaina izany indray. Andrama ka zahao fa tsara Jehovah, sambatra izay mialoka aminy. Teny nentin’i Pastera Naivo