Jesosy Ilay làlana

23 avril 202316 h 12 min

Jesosy irery ihany no làlana raha te ho any an-daniitra isika. Mirary ny fahasoavan’ny Tompo ho anao indray androany. Izao làlana makany an-danitra izao dia feno fandrika. Mety hitondra fisalasalana ho antsika eny an-dàlana eny. Raha niteny i Tomasy nanao hoe: Tsy fatatray izay alehanao ko ahoana no ahafataranay ny làlana makany. Dia namaly Jesosy nanao hoe Izao no làlana sy fahamarinana ary fiainana, tsy makany amin’ny Ray afatsy amin’ny alalako irery ihany. Efa hitanao ve ilay làlana? Manasa anao aho hanantona an’i Jesosy fa Izy no hanome anao ilay tena fiainana. Teny nentin’i Fr Hezekia