Jery todika

28 décembre 20238 h 29 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany ho antsika izay manaraka tsy tapaka ny fandaharana izay zaraina eto. Miazakazaka ny fotoana, tahaka vao omaly isika no nakalaza ny taona vaovao kanefa dia hafaka andro vitsy dia hifarana indray ny taona vaovao. Ilaintsika ny mba handinin-tena ny amin’ny zavatra vita izay nataontsika ny taona iny. Miezaka ho amin’ny fahatanterahana mandrakariva. Aiza ho aiza isika izao?

teny nentin’i Frere Jaona