Iza moa Jesosy

25 décembre 20238 h 55 min

Miarahaba ny isa-tokatrano tsirairay avy nahatratra ity andro androany ity. Efa fanaontsika isan-taona ny mankalaza ny fetin’ny krismasy ary samy manana ny fomba entiny ankalazana azy ny olona tsirairay sy ny firenena samy hafa. Betsaka amin’ireny anefa no tsy tena mahalala na manadino ny antony hankalazana izany andro malaza izany. Ho ahy sy ho anao, fatatsika ve io Jesosy  » special  » io? ho anao anie no nahatongavany e. teny nentin’i Frere Jaona