Bokin’ny apokalipsy andro-3

17 décembre 202317 h 10 min

Ny fahsoavan’ny Tompo hatrany ho amin’ny tokatrano tsirairay avy. Mitohy hatrany ny fampianarana izay entina eto ny amin’ny bokin’ny apokalipsy. Jesosy anie hanome saina ny tsirairay mba handraisan-tsika ny anjaratsika ao anatin’izany fampianarana izany. Teny nentin’i Pastera Ezekia