Izay maharitra …

12 juillet 202019 h 54 min

Jesosy anie hamangy anao izay mandray ny teny zaraina eto indray androany. Mino aho fa mangetaheta ianao matoa mbola mitady sakafom-panahy eto isakin’ny alahady. Ny teny zaraina androany dia ny faharetana. Eo amin’ny fanarahana an’Andriamanitra dia ilaina ny faharetana. Efa nandray ny famonjena ianao, efa nanaiky an’i Jesosy ho mpiantoka ny fiainanao. fa ny fanotaniana dia hoe mety haharitra hatramin’ny farany ve ianao? Ianao ihany no hafaka mamaly ny fanotaniana. teny nozarain’i rahalahy Rivo