Izay efa rava dia haverina indray

14 novembre 20228 h 44 min

Jesosy anie hitondra fananganana ho anao indray androany. Tsy misy mahalala ny fotoana hiavian’ny Tompo eny amin’ny rahon’ny lanitra isika kanefa ao anatin’ny fotoana fiandrasana dia mitohy ny fiainana. Misy ny fanamboarana sy fanavaozana foana ny fianantsika. Betsaka ny zavatra mety nangalarin’ny devoly teo amin’ny fiainanao. Te hampahery anao indray ny teny androany fa hafaka ny hampifaly ny fonao indray Jesosy androany. Manana anjara amin’izany ve isika? Teny nentin’i Fr Rivo