Izao no fotoana

4 octobre 202016 h 54 min

Jesosy anie hitahy anao indray androany. Tsy manadino anao Izy matoa izaho sy ianao mbola mahazo teny zaraina eto isaky ny fotoana tahaka izao. Efa mba nosaininao ve ny fanolorantenanao? hiarahan-tsika mahita ny zava-misy amin’izao vanin’andro izao. Vanim-potoana hisehoan’ny famantarana rehetra. Mety tsy hahagaga anao intsony izany ka mahatonga anao ho variana. Ary raha ho avy anio Jesosy dia manahoana ny fahavononanao? Sao dia hanenina rehefa lasa ny namanao? teny entina hamoazana ny fanahinao ty toriteny ity. nentin’i rahalahy Naivo