Hanaiky ho fitaovana

27 septembre 202019 h 08 min

Misaotra an’i Jesosy fa mbola voatahiry ianao mandrak’androany. Tsara Jesosy ry havana. Tsy misy tahaka Azy. Ny tena ho zaraina androany dia ny hoe ho vavolombelona. Araraoty ny andro azo hanaovana ny soa fa ratsy izao fiainana izao. Manana anjara isika hizara ny fahatsaran’i Jesosy amin’ny manodidina antsika. Mety misy fotoana hitanao azo anararaotana hilazana ny momban’i Jesosy ve? Tsy haiko hoe amin’ny fotoana manao ahona na amin’ny fomba manao ahoana no afahanao manao izany fa ny zava-dehibe dia isika mizara. teny nentin’i rahalahy Ezekia
NB: Marihana fa nohon’ny olana ara-teknika dia tapaka eny an-tenantenany ny toriteny androany kanefa mino aho fa misy anjara ho anao ao.