Iza moa Jesosy

19 septembre 202112 h 36 min

Jesosy anie hamangy ny tokatranonao indray androany. Hitan’i Jesosy io hetahetanao te hahalala bebe kokoa ny aminy io. Iza tokoa moa Jesosy. Mety azo faritana ivelany amin’ny fijerin’olombelona ve Izy sy ny fisiany? Fa na ny mpianatra aza dia betsaka no nisalasala ny aminy sy ny momba Azy. Fa rehefa naneho ny momba azy Izy dia nanomboka resy lahatra ny mpianatra fa tsy olona tahaka ny olona rehetra Jesosy. teny nentin’i Pastera Rivo