Hiezaka indray

12 septembre 202116 h 16 min

Jesosy anie hitahy ny tokatranonao androany. Tsy very maina ny fikelazanao aina ao amin’ny Tompo rahalahy sy anabavy. Mety misy ny fahakiviana sy ny zavatra sarotra mandalo eo amin’ny fiainanao indraindray kanefa Jesosy eo foana. Impiry moa Andriamanitra no namela ny heloky ny zanak’Israely? mihoatran’ny impito amby fitopolo impito. Mihoatra lavitra noho izany isika eo imasony. Ndao ndray hiezaka ny amzay efa nahalatsaka anao teo aminy fanompoana e. Teny nentin’i Pastera Hezekia.

Marihana kely fa nisy fahatapahana ny toriteny androany dia hisy video 2 ho zaraina eto

Video 1

Video 2