Ilay anarana

2 mars 20239 h 06 min

Jesosy anie hamangy ny tokatrano tsirairay avy androany. Manana fampianarana ho anao indray androany Jesosy. Ny teny zaraina androany dia ny momban’ny anarana. Ny anarana dia mamaritra ny maha izy ny olona iray ary mamaritra ihany koa ny toetoetr’ilay olona nanome ilay anarana. Ao anatin’ny anarana no mamaritra ny heriny sy ny momba azy rehetra. Fa ny anarana tsara indrindra dia ny anaran’i Jesosy. Teny nentin’i Fr Rivo