Ianao ilay fanasina

18 septembre 20236 h 59 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho aminao hatrany. Ny tenin’Andriamanitra dia fahasoavana hatrany hanavaozana indray ny efa tota, hanalana ny efa simba. Hamangy ny fontsika indray ny tenin’Andriamanitra androany mba tsy ho fahazarana ny lalana halehatsika. Rehefa nofidin’Andriamanitra ianao dia nataon’Andriamanitra ho sira misy tsirony. eny amin’ny sehatra rehetra misy antsika eny: asa, fianarana, fiaraha-monina, fiangonana. Mbola mihazona izay efa nifidianan’Andriamanitra antsika ve isika sa efa lasa matsatso? teny nentin’i Fr Naivo