Ho fenoina ny Fanahy Masina

16 septembre 202413 h 03 min

Ny fahasoavan »ny Tompo hatrany anie hamangy ny tokatranonao androany. Tsy ho foana ny fikelezantsika aina ao amin’ny Tompo. Rehefa nahatanteraka ny batisa isika dia ho fenoina ny Fanahy Masina. Tsy amin’ny herintsika no afahana manala ireo fahazaran-dratsy maro izay namatotra na dia efa nisy aza ny vokatrin’ny fibebahana fa misy ny asan’ny Fanahy Masina izay manamasina antsika sy miaro antsika tsy hanota. Teny nentin’i Pastera Ezekia