Ny batisan’ny rano
9 septembre 20246 h 38 min

NY fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy indray. Misaotra an’i Jesosy isika fa mbola notehirizina mandrak’ankehitriny. Mbola samy hafaka manaraka tsy tapaka ny fifampizarana eto. Jesosy anie hitahy anao manokana. Ny teny zaraina androany dia ny amin’ny batisan’ny rano. Ny batisa dia fampianarana nentin’i Jesosy mba ho fanekena vaovao fa nandray azy tamin’ny fonao ianao. Manomboka eo ny fiainanao dia hatolotrao an’i Jesosy mba ho avaozina ho amin’ny fahatanterahana. teny nentin’i Pastera Ezekia