Ho avy i Jesosy

11 août 201918 h 56 min

The-Rapture11Ny Tompo anie hitahy anao indray androany. Raha mamaky ny lohateny ianao dia aza manao hoe efa henoko izany, efa matetika no mandeha izany toriteny izany. Tsy fatatra ny ora sy ny fotoana ry rahalahy sy anabavy. Raha mbola maheno tenin’Andriamanitra ianao dia misaorà an’Andriamanitra satria te-hanaitra anao Izy mba tsy hatoritorin’ny fanahinao. Ho avy Jesosy, ny fanotaniana dia ny hoe: Efa vonona ve ianao? mangetaheta ny hanoma-tena ny amin’ny fihaviny ve ianao? Ny Fanahy Masina anie hanokatra ny masom-panahinao indray androany. teny netin’i rahalahy Naivo