Misy dingana arahina

18 août 201918 h 35 min

stairs-3507364_960_720Ny Tompo anie hamangy anao indray androany. Andriamanitra manan-kare-pahasoavana Andriamanitra. Tsy lany teny ho zaraina amiko sy aminao. Te hisarika ny sainao androany ny tenin’Andriamanitra ny amin’ny làlana izay safidian-tsika amin’izao làlan-danitra izao. Jesosy dia niteny manao hoe  » Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin’ny Ray, afa-tsy amin’ny alalako.  » Nefa tsara koa ny mahafantatra fa misy no mamorona vavahady hafa mba handovana ny fiainana mandrakizay. teny netin’i rahalahy Emile