Ho avy haka antsika Jesosy
22 mars 202616 h 57 min
Betsaka no mety manotany tena hoe rahoviana ihany Jesosy no ho avy haka antsika. Mia sarotra ny fiainana, betsaka ny zavatra miseho ady, fifandirana. Tsy misy zavatra miha tsara ety ambanin’ny masoandro. Ao ny kivy fa efa ela no niandry kanefa mbola tsy tonga ihany ilay fotoana nandrasana. Ny zavatra handrasan’i Jesosy amintsika izay mbola vonona hanohy ny hazakazaka dia hoe Mahareta ary aza miova. teny nentin’i Pastera Rivo
