hian-atsimo sa hian-avaratra

25 septembre 202216 h 42 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy amin’ity andro ity. Misaotran’i Jesosy ny amin’ny teny omeny ny mpamompony ampianatra, hanitsy, hitarika an-tsika indray any amin’ny làlana marina. Tena ilaina ny fitarihan’ny Fanahy Masina amin’ny fanampahakevitra rehetra raisintsika eo amin’ny lafim-piainantsika ry avana malala. Betsaka ny zavatra ilan-tsika fanampahakevitra amin’ny fiainana? Raha amin’ny saina dia ho reraka ihany isika fa raha Andriamanitra no mitarika antsika dia ho amin’ny fiadanana no hitondrany antsika. Teny nentin’i Fr Naivo