Hery sy fahefana
10 juin 20247 h 19 min
Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amiko sy ho aminao. Mino aho fa mangetaheta herin’Andriamanitra ianao izay manaraka ny teny zaraina eto. Efa tapitra ve ny fiasan’ny Fanahy Masina. Mety manotany tena isika hoe Aiza ny herin’Andriamanitra eo amin’ny fiainantsika? Ny azo ambara dia ny hoe fotoana hanehon’Andriamanitra ny heriny izao. Mbola tsy nahazo ny anjaranao ve ianao? Mangataha dia omena ianao. Teny nentin’i Pastera Emile
