Fo vaovao

4 décembre 202217 h 01 min

Jesosy anie hamangy ny tokatrano tsirairay avy indray androany. Nohon’ny famindrapon’ny Tompo dia mbola hafaka mifampizara indray isika. Tsy amin’ny hery na tanjaka fa amin’ny Fanahin’Andriamanitra irery ihany. Tsy mitsahatra ny manavao ny fanoloran-tenatsika Andriamanitra, Ary havaoziny avokoa ny momban’ny tena rehetra fa indrindra ny fo. Mino aho fa maniry hanana fo vaovao ihany koa isika. Betsaka ny zavatra mety manavesatra ny fo ary tsy hahitatsika an’Andriamanitra. Raiso ny teny hanadio ny fotsika tsirairay. Teny nentin’i Fr Hezekia