Fijoroana vavolombelona

12 février 202318 h 13 min

Misaotran’ny Tompo nohon’ny hahalehiben’ny fahasoavany ny mbola nanomezany tombon’andro antsika tsirairay avy. Tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo. Ny entintsika androany dia fijoroana vavolombelona nataon’ireo mpino Paris ho entina ampaherezana antsika fa mbola velona sy miasa Jesosy