Fihemorana sy fiverenana

27 janvier 201919 h 42 min

IshmaelandHagar-463967151-5c3e26d4c9e77c00018aac1aMisaotra ny Tompo isika fa mbola hafaka mifampizara eto indray. Mino aho fa maro isika no manaraka ny fizarana tenin’Andriamanitra eto. Manana teny ambara amin-tsika indray ny Tompo androany. Izao lalan’ny fanompoana izao dia feno fandrika maro samy hafa mba hahatonga an-tsika ho lavo. Mora kokoa nohon’ny tamin’ny andro taloha ny mahatonga ny olona angatsika ara-panahy noho ny amin’izao vanim-potoana ankehitriny izao. Raha anisan’ny nangatsiaka ny fanompoanao an’Andriamanitra tato ato dia hampahery sy hanangana anao indray anie ny tenin’Andriamanitra. teny netin’ny mpanompony rahalahy Ezekia