Fantatrao ve Jesosy?

30 décembre 201915 h 35 min

Izao fotoana izao dia fotoana hahatsiarovatsika ny nahatongavan’ny famonjena tety ambonin’ny tany, izay netin’ny zanak’Andriamanitra dia Jesosy Kristy. Maro no fomba entin’ny olona hankalazana izany fotoana izany kanefa ny ankamarony dia mirona aminy fety ara-nofo fotsiny ihany. Fantatrao marina ve Jesosy? manasa anao indray hanaraka ny teny netin’i rahalahy Ezekia