Ny fandaharana siansa sy ny baiboly dia fandaharana atolotr’i rahalahy Rivo. Mampianatra anao ny fifandraisan’ny siansa amin’ny baiboly na ny baiboly amin’ny Siansa