Fanahy Mamitaka

12 décembre 202117 h 35 min

Misaotran’ny Tompo fa mbola eo ianao. Firy taona na firy volana izay no nanarahanao ny toriteny zaraina eto. Mino aho fa Jesosy anie hanome indray ny tena ho anao androany. Raha ny amin’izao fiainanao izao dia efa mihazakazaka ho any amin’ny faharavana araka ny tenin’Andriamanitra ary mandrovi-tsihy ny devoly manangana mpaminany sandoka maro mamily ny fon’ny olona tsy hahalala ny fahamarinana. Omen’Andriamanitra ilay fanahy mamantatra sy mandinika anie isika tsirairay avy. Mba hahafahatsika mahalala ny lalana tokony alehanttsika. Teny nentin’i Pastera hezekia

Hialana tsiny indrindra fa ny teny zaraina androny dia nisy fahatapahana nohon’ny tsy fahatomombanana ara-teknika.

Tapany voalohany

Tapany faharoa