Araraoty ny fotoana

19 décembre 202113 h 18 min

Jesosy anie hamangy ny tokatranonao androany. Mihazakazaka ny fotoana hiainantsika amin’izao vanin’andro izao. Hafaka andro vitsy sisa dia hanao veloma ity taona ity indray isika. Ny hafatra androany dia hoe araraoty ny andro azo hanaovan-tsoa. Manahoana ny fananganatsika ny teom-panahitsika? Efa tena tempolin’Andriamanitra marina ve ianao? teny nentin’i Pastera Rivo