Ety andalana isika
5 décembre 20248 h 54 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amiko sy ho aminao. Tsy ho foana ny fikelezantsika aina ao amin’ny Tompo ry havana malala. Te hampahery antsika indray Jesosy androany ny hanavaozantsika ny fanolorantena. Misy ny olana maro samy hafa izay mbola hatrehana eto ambonin’ity tany ity. Izay maharitra hatramin’ny farany no ho vonjena. Jesosy anie hitahiry antsika tsirairay avy. Teny nentin’i Pastera Emile