Bokin’ny apokalipsy andro-6

5 février 20247 h 38 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany. Mitohy hatrany ny fianaran-tsika ny bokin’ny fanambarana. Jesosy anie hanokatra ny sain’ny tsirairay avy izay manaraka izao fandaharana manokana izao. Aiza ho aiza isika izao, ny amin’ny faminaniana ny amin’ny fiaviany. Fa ny fanotaniana dia ny hoe efa vonona ve izao sy ianao raha ho avy anio alina Jesosy? teny nentin’i Pastera Ezekia