Bokin’ny apokalipsy andro-5

23 janvier 20249 h 42 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany ho amin’tsika tsirairay avy any an-tokatrano. Mbola mitohy ny fandinihantsika ny bokin’ny apokalipsy. Betsaka ny zava-miafina ny amin’ny fanambarana ny fihavian’ny farany. Ny lesona raisin-tsika androany dia Jesosy no mitsangana mandrakariva maneho ny tenany eo anatrehan’Andriamanitra fa efa vitany ny famonjena ary mifona ho ahy sy ho anao Izy mba hananatsika fiainana mandrakizay. teny nentin’i Pastera Ezekia