Bokin’ny apokalipsy andro-4

8 janvier 20249 h 51 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amin-tsika tsirairay avy. miditra amin’ny andro faha amin’ny fianarana ny bokin’ny apokalipsy isika androany. Mino aho fa misy anjaran-tsika tsirairay avy ao anatin(ny teny zaraina androany. Samy miezaka isika hahatakatra ny hafatra ka dia manasa anao indray. teny nentin’i Pastera Ezekia