Aza miala ao Jerosalema

15 août 20226 h 46 min

Jesosy anie hamangy ny tokatranonao indray amin’ity androany ity. Hanokatra ny fotsika sy ny sain-tsika mba hahalala ny zava-miafin’ny fifohazam-panahy. Andro manao ahoana moa izao andro izao ry havana. Andro farany izao andro izao. Andro hitondrantsika ho amin’ny ilay toerana izay efa nomanina ho antsika. Alohan’izany anefa de mbola misy ny asa izay ilana antsika na ao antokatranonao na eny amin’ny manodidina antsika eny. Mangetaheta ny hahita ny herin’Andriamanitra ve isika? manasa anao hanaraka ny teny zaraina indray androany. Teny nentin’i Fr Hezekia