Avelao Jesosy hiasa

4 juillet 202115 h 24 min

Misaotra an’i Jesosy tratran’ity androany ity indray. Andriamanitra ilay manankare-mpahasoavana anie hamangy ny tokatranonao izay miezaka tsy tapaka manaraka ny toriteny zaraina eto. Izahay dia mpanompo tsy mahasoa ihany fa Jesosy no homena ny voninahitra rehetra. Betsaka ny zavatra mandalo eo amin’ny fiainan-tsika, maha-valalanina. Mampametra-mpanotaniaina hoe nahona izao zavatra izao no mitranga amin’ny fiainako. Amin’ny maha-nofo dia te hitaraina, te-himonomonona aza kanefa tsy misy mahavaha olana izany rehetra izany. Toa voa maika aza mahatonga an’Andriamanitra manidy ny tanany amin-tsika. Androany dia te hampianatra antsika indray ny tenin’Andriamanitra ny hanaiky ny sitrapon’Andriamanitra. Matoky an’i Jesosy fa hainy ny zavatra rehetra. teny nentin’i Pastera Rivo