Aiza no fahamarinana?

27 juin 202112 h 04 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho aminao zay mandray ny hafatra androany. Betsaka ny zavatra mitranga amin’izao fotoana izao zay hametrahan’ny maro fanotaniana. Mety mitondra fisalasalana, tahotra, fahakiviana sns. Jesosy anie hanokatra ny masom-panahintsika indray androany. teny nentin’i Fr Christian