asan’ny nofo

7 mai 202316 h 48 min

Mbola mangetaheta ny ho tehirizin’ny Tompo ve ianao? Mety fampianarana efa heno matetika kanefa ndraindray dia tsy maka toerana betsaka eo amin’ny fiainantsika. Mety noho izy miverimberina matetika ve? Ianao dia hafaka mamaly ny fanotaniana fa ny tanjontsika dia ny hoe mba ho iray isika rehetra ary samy haharitra hatramin’ny farany. Inona ary no tokony atao? fampianarana nentin’i Fr Richard