Andradrao ny masonao

18 juillet 202116 h 28 min

Mankasitraka hatrany ho anao izay manaraka tsy tapaka ny teny zaraina eto. Andro toy ny inona moa izao andro izao? Mia sarotra ny làlana. Ho aiza isika amin’ny zavatra mitranga sy miseho amin’izao vanin’andro hiainan-tsika izao. Areti-mandringana, safo-drano, vaksiny, didi-jadona sns. Aiza no famonjena ahy sy ianao? Jesosy dia nilaza manao hoe hande hanamboatra fitoerana ho anareo Aho ary izay hitoerako no hitoeranareo koa. Andrandrao ny masonao efa akaiky ny fahataterahan’izany teny fikasana izany. teny nentin’i Fr Naivo