Vonona ve ianao?

10 février 201919 h 37 min

jesus-coming1Ny Tompo anie hampahery anao androany. Sarobidy ny maheno fampaherezana tahaka izao satria ho avy ny andro izay tsy hahenonao intsony toriteny milaza ny teny fahamarinana. Mbola fotoana azonao araraotina tsara izao fotoana izao handraisanao teny fampaherezana ho an’ny fanahinao. Mino aho fa manana anjara eto ianao androany. teny netin’i rahalahy Naivo