Ny lainga ve?
13 octobre 20256 h 31 min
Anisany fitaovana voalohany nampiasan’i satana voalohany tao saha Edena ny lainga. Nanomboka teo dia voafitaka ny zanak’olombelona ary voaozona hiala tao amin’ny saha. Nanomboka hatreo koa dia toa lasa nahay nandainga isika zanak’olombelona na dia tsy nisy nampianatra aza. Tsara ve ny lainga? Ankasitrahan’Andriamanitra ve ny mpandainga? Raha mahatsiaro ianao fa mbola tena voafatotra izany dia hanazana ny sainao ny teny zaraina androany. Pastera Hezekia
