Ny finoana an’Andriamanitra

2 décembre 201913 h 48 min

Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva isika ny aminy tombon’andro izay nomeny. Jesosy anie hamangy ny tokatrano mampiantrano izao tenin’Andriamanitra izao. Jesosy raha nanao fanoharana ny amin’ny vavaka maharitra dia nametraka fanotaniana lehibe izay tokony ho saintsain-tsika isan’andro dia ny hoe: « raha avy ny Zanak’olona, moa hahita finoana ety ambonin’ny tany va Izy? « [Lio 18:8]. Apetraka amiko sy aminao ihany koa izany fanotaniana izany androany. Raha ho avy anio alina Jesosy na hafaka 5 Taona Jesosy mbola hita mitoetra amin’ny finoana ve ianao? Betsaka ny lavo, betsaka no efa nanary ny finoana ary izao sy ianao rahoviana? teny netin’i rahalahy Emile