Mila fiarovana ve isika?

11 août 20255 h 54 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany ho amin’ny tokatrano mandray izao teny zaraina izao. Misaotra an’Andriamanitra isika f ambola tombony lehibe ho antsika ny fahafahantsika mahazo teny zaraina eto. Ny amin’ny fiarovana no ho zaraina androany satria betsaka ny zavatra mitranga manodidina antsika. Ao ny hita maso ary ao koa ny tsy hita maso. Mety hanimba antsika ireny rehetra ireny ary indrindra hitondra antsika ho amin’ny fahafatesana mintsy aza. Mety ho ara-nofo io fa ety koa ho aram-panahy. Raiso dia diniho ary ny tenin’Andriamanitra fa ho afa-po ianao ary ho takatrao indray ilay fiarovana tsara indrindra. teny nentin’i Pastera Hezekia