Mandrosoa, izay no baiko azontsika

6 janvier 202015 h 01 min

Jesosy anie hamangy ny tokatrano tsirairay avy amin’ity androany ity. Lasa iny ny taona 2019, tonga ny taona vaovao 2020. Vao manomboka ny taoa dia betsaka ny zavatra maro samy hafa izay mitranga etsy sy eroa. Ny baiko amin’ity androany ity dia hoe Mandroso isika, tsy hierikerika fa handroso. teny nentin’i rahalahy Ezekia.