Manamboara vatsy

12 janvier 202017 h 54 min

Misaotra an’Andriamanitra isika fa mbola nomeny tombon’andro, hafaka mifampizara eto ndray androany. Ny hafatra dia fohy sady tsotra manao hoe manamboara vatsy ho anao. Fohy ny andron’ny zanak’olombelona, mandalo tahaka ny aloka. Efa vonona ve ianao hiatrika ny fiainanao ho avy raha hiala ety amin’ity zao tontolo izao ity. manasa anao hanaraka ny teny netin’i rahalahy Heritiana