Mpitsara marina Andriamanitra
1 septembre 202514 h 30 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amiko sy ho aminao hatrany. Faly mandrakariva mizara ny teny eto satria dia ho betsaka ny hahazo anjara ao anatin’izany. Ny teny zaraina ny amin’ny toetran’Andriamanitra matoky sy marina. Betsaka ny zava-miafina fonosin’izany teny izany izay ho azontsika arahina ao anatin’ny teny ho zaraina fa ny hampidirako azy dia ny hoe Izay rehetra efa nolazain’Andriamanitra dia tsy maintsy tanterahany. Misy zavatra efa nanomezan’Andriamanitra teny fikasana anao ve? Mahatoky amin’ny teniny Andriamanitra. teny nentin’i Pastera Hezekia