Mitombo hafanam-po
24 août 202518 h 51 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho aminao sy ny ankohonanao izay mandray izao teny zaraina izao. Mitohy ihany ny hazakazaka satria mbola tsy tonga amin’ilay tanjona efa nomanin’ny Jesosy ho antsika isika. Ao anatin’izany indrindra no hisarihana ny saintsika indray androany ny hitazomantsika ilay hafanam-po izay nananantsika fahiny. Raha te haharitra ianao dia mila manana mitahiry ny tenantsika ho amin’ny hafanampo mandrakariva. Teny nentin’i Pastera Hezekia